|
|
|
|

Teny iditra 1  sinanda
Fototeny  2 sanda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon' ilay vorona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 ce pour quoi on a donné un agio, un surplus [1.3#573]
Tovy hevitra  9 voasanda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22