|
|
|
|

Teny iditra1  sinandoka
Fototeny  2  sandoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] voasandoka, sandohana, lazaina fa an' ny tena ka alaina: Nosinandony ny lambako
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#573] qu’on a trompé, obtenu par la fraude, par la supercherie
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voasandoka

Fivaditsoratra  10  nandisako, nasindako, nisandako, nisandoka, sinandako, sinandoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21