|
|
|
|

Teny iditra 1  sinasaka
Fototeny  2 sasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby ka ny ilany lasan' ny tao atsimo, ny ilany lasan' ny tao avaratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 partagé en deux parties égales [1.3#586]
Tovy hevitra  9 voasasaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22