|
|
|
|

Teny iditra 1  sasaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [1.1]
22 zara roa mitovy tsara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  23 moitié [1.3, 1.13]
24 demie [1.13]
Ohatra  25  Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how sasaka
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21