|
|
|
|

Teny iditra 1  sinasy
Fototeny  2 sasy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 asiana sasiny: Rehefa avy nosinasy ilay hira, dia indray nandredona azy daholo ny olona nanatrika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 à quoi on a mis une préface, un exorde, un prélude
9 dont on s'est moqué finement [1.3#587]
Tovy hevitra  10 voasasy

Fivaditsoratra  11 siansy, sinasy, 12 sinisa, 13 sisina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22