|
|
|
|

Teny iditra 1  sinazy
Fototeny  2 sazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voasazy, sazina, faizina: Nosinazy ariary zato ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 mis à l'amende, puni [1.3#593]
Tovy hevitra  9 voasazy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22