|
|
|
|

Teny iditra 1  voasazy
Fototeny  2 sazy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 mis à l'amende, puni [1.3#593]
Ohatra  6  Tsy voasazy ve hianao? [2.499#17]
7  Angamba ho voasazy aho, ry Ineny. [2.332#11]
8  Aminy, rahefa meloka dia tokony ho voasazy. [2.503#56]
Tovy hevitra  9 sinazy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22