Teny iditra | 1 sinetroka |
Fototeny | 2 setroka |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 setrohana, donafana amin' ny setroka: Nosinetroky ny ankizy ilay vahiny [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 enfumé, incommodé par la fumée [1.3#602] |
Tovy hevitra | 6 voasetroka#mg.ppa |
Fivaditsoratra | 7 antsiroke, nasetriko, nitserako, orentsika, sinetroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |