Teny iditra siniben-drano
Singan-teny sinibe ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toerana iangonan' ny rano ao an-tanàna alohan' ny hizarazarana azy isan-tokantrano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Château d'eau, réservoir d'eau [1.13]
Tovy hevitra fitehirizan-drano

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16