|
|
|
|

Teny iditra 1  siny
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3]
Ohatra  7  Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[2.131]
8  Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#78]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe siny
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21