|
|
|
|

Teny iditra 1  sinimba
Fototeny  2 simba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voasimba, simbana, atao izay tsy hahatsara: Nosinimban' ny naman-dratsy ilay rasa ka nampalahelo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 gâté, endommagé, à qui l’on a fait tort [1.3#606]
Tovy hevitra  9 voasimba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22