|
|
|
|

Teny iditra 1  sinitrana
Fototeny  2 sitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu’on a guéri [1.3#612]
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10 voasitrana

Fivaditsoratra  11 anantsiry, 12 antsirina, 13 sarintany, sinitrana, 14 siran-tany, 15 sitranina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22