Teny iditra |
sitrana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Healed, recovered from illness [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Guéri, rétabli [1.3]
|
| Guéri, rétabli après une maladie [1.8]
|
Ohatra | Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
sitrana,
sitran',
sitran- |
Filaza mandidy : |
sitràna |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
sitràna
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra sitrana
|
Fanazavàna teny frantsay | Soyez guéri [1.3]
|
Ohatra | Sitràna soa aman-tsara
[1.1]
|
|