Teny iditra | sinoratra (soratra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voasoratra; soratana, asiana soratra: Nosinorany tsipitsipika ny tarehiny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | écrit, marqué, dessiné, peint [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voasoratra | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |