| Teny iditra | 1 voasoratra |
| Fototeny | 2 soratra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 écrit, dessiné, marqué, peint
[1.3#632] |
| Ohatra |
6 fa izao no voasoratry ny mpaminany
[2.996#47.2.5]
7 Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#89] 8 Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [2.528#81] 9 Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [2.113#64] 10 Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny [1.436] 11 Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany [2.356#166] |
| Tovy hevitra | 12 sinoratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|