|
|
|
|

Teny iditra1  sinoroka (soroka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  voasoroka, sorohana, diovina amin' ny angady: Hanaovan-trano angaha io tany nosinoroka io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  raclé, égalisé, nettoyé avec une bêche [1.3#633]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  voasoroka#mg.ppa.2

Fivaditsoratra  9  korosina, sinoroka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27