|
|
|
|

Teny iditra 1  sinovoka
Fototeny  2 sovoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voasovoka, sovohana, idirana tampoka moramora na mangina: Nosinovoky ny fahavalo ny tafika ka nahafatesana betsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu’on a attaqué à l’improviste [1.3#637]
Tovy hevitra  9 voasovoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22