Teny iditra | 1 sintom-bolozy |
Singan-teny | 2 sintona, bolozy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fanidiana vozon' akanjo na pataloa amin' ny kofehy voazaitra ao anatin' ny sisin' akanjo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13][sintomboLOzy] coulisse |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Mpanahaka | 7 bolozy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |