|
|
|
|

Teny iditra 1  sintonina
Fototeny  2 sintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana
9 Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato
10 Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana
11 Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga
12 Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anontsiny, 15 sinintona, sintonina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21