|
|
|
|

Teny iditra1  siotrafo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka [1.1]
Tsipelina hafa  4  soitrafo

Fivaditsoratra  5  fitsoroa, siotrafo, soitrafo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31