|
|
|
|

Teny iditra1  soitrafo
Fototeny  2  soitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka [1.1]
Tsipelina hafa  5  siotrafo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny soitrafo io

Fivaditsoratra  7  fitsoroa, siotrafo, soitrafo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31