Teny iditra sitraka sy telina
Singan-teny sitraka ; telina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra mahafaly sy tena tiana tanteraka ka isaorana be ny olona manome [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31