|
|
|
|

Teny iditra 1  sitranina
Fototeny  2 sitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha
9 Afahana amin' ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be healed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on guérit [1.8]
Ohatra  12  Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy sitranina. [2.472#136]
13  dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana. [2.996]

Fivaditsoratra  14 anantsiry, 15 antsirina, 16 sarintany, 17 sinitrana, 18 siran-tany, sitranina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20