|
|
|
|

Teny iditra 1  sivanina
Fototeny  2 sivana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto
9 Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be sieved, as sand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on tamise [1.8]
Ohatra  12  sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola [2.471#54]

Fivaditsoratra  13 sinivana, sivanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20