Teny iditra sivilina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivilina ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: civil.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31