Teny iditra sivily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivily ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Ohatra Madiotanana sivily malagasy iray niaraka tamin' ny milisy vitsivitsy no nalefa tany hampandry tany. [2.472]
Ny fihaviany Frantsay: civil.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31