Teny iditra | 1 soamadodoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maika, dodona; entanin-kafaliana: Soamadodoka ny vahoaka namonjy hijery ilay fiaramanidina an-drano nipetraka teo Mandroseza |
Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny soamadodoka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |