Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : soamadodoka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Tantele vaky enta : ze tea, Tantely vaky, ka soamadodoka hilelaka, na ny tompony na ny tsy tompony. [2.558 #4103] Tantely vaky : na ny tompony, na ny tsy tompony, samy milelaka ihany. [2.415 #3304, 2.653] Tantely vaky, na tompony, na tsy tompony, dia samy milelaka ihany. [2.165 #750] Tantely vaky nianjera : samy milelaka ihany. [2.415 #3304] Tintely vaky an-kay : samy milelatra. [1.147 #T75] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Miel renversé : chacun, qu' il en soit le maître ou non, le lèche. [2.415 #3304]
Miel sorti de la calebasse : celui qui aime, lèche. [1.68] Quand du miel a été répandu, tout le monde le lèche, soit ceux auxquels il appartient, soit d' autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses qui tombent dans le domaine public. [2.415 #3304] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||