Teny iditra | 1 soa mahafiadana |
Singan-teny | 2 soa, mahafiadana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1] |
Ohatra |
5 ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436] |
Tovy hevitra | 6 soa mampiadana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |