|
|
|
|

Teny iditra 1  soavalina
Fototeny  2 soavaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Taingenana, ka asabaka ny tongotra, ny ilany atao an-kavian' ilay zavatra taingenana, ny ilany an-kavanana [1.1]

Fivaditsoratra  9 savolaina, soavalina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20