Teny iditra soavaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A horse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cheval [1.54, 1.8]
Ohatra Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ny fihaviany Frantsay: cheval.
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30