Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
so
bi
ka
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Jereo
sobiky
[
1.1
]
Ohatra
1
Nosokafan'ilay fetsy ny
sobika
.
[
2.442
]
2
Nisy Ramatoa iray nibata
sobika
misarona nidina.
[
2.4
]
3
Sobika
iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny.
[
2.470
]
4
Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy
sobika
aza no nitaomana azy.
[
2.472
]
Fivaditsoratra
bokisa
,
bosika
,
kabosy
,
kisabo
,
kosaby
,
sobika
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13