|
|
|
|

Teny iditra 1  sodihina
Fototeny  2 sodika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia
9 Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin' ny vary
10 Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono
11 Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna
12 Dihizina atao misonenika tsara [1.1]

Fivaditsoratra  13 isandohy, sodihina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20