|
|
|
|

Teny iditra1  sofinana
Fototeny  2  sofina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ilazana ny olona sintonin-tsofina: Sofino io zaza io fa mandainga [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  fanosina, sofinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20