Teny iditra | 1 soga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-damba vita amin' ny landihazo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] unbleached muslin fabric |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] tissu de coton écru |
Ohatra |
6 Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [2.472] 7 Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470] |
Voambolana |
8 Toe-karena: zaitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |