|
|
|
|

Teny iditra 1  sokafana
Fototeny  2 sokatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko
9 Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana
10 Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be opened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on ouvre [1.3#618, 1.8]
13 qu’on entr’ ouvre, qu’on découvre ; (chemin ) défendu où l’on peut passer de nouveau [1.3#618]
Ohatra  14  nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao: [2.324]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 fanasoka, 17 fanosaka, sokafana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21