|
|
|
|

Teny iditra1  sokàka (kaka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony 4  (olona kidaladala) Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  disjoint, mal ajusté, dont les joints bâillent 6  figuré: qui regarde la bouche béante, simple, imbécile [1.3]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :

Fivaditsoratra  10  kakaso, kasoka, sokàka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20