|
|
|
|

Teny iditra 1  sokera
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina
13 Fanodidinana toerana na tanàna
14 Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 a carpenter's square [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 équerre de charpentier [1.8]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe sokera

Fivaditsoratra  sokera, 18 sorake, 19 Soreka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20