|
|
|
|

Teny iditra 1  sokeraina
Fototeny  2 sokera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hodidinina avy eo amin' ny lafiny roa na mihoatra: Nosokerain' ny fahavalo ny tanàna ka tsy nisy afa-nilefa ny mponina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be squared (of a corner) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on met à l'angle droit [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20