|
|
|
|

Teny iditra 1  soketa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Tsiny tsy ara-drariny; endrikendrika atao; adidy, fondro: Mahazo soketa eo ianao fa aleo miala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 censure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 blâme, censure [1.8]
Voambolana  13  Filôzôfia
Tovy hevitra  14 adidy, fondro, tsiny
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe soketa

Fivaditsoratra  16 ketsao, soketa, 17 tesoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22