| Teny iditra | 1 sokoina |
| Fototeny | 2 soko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Idirana an-tsokosoko: Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna
9 Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany 10 Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe 11 Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée)
[1.3] |
| Mpanahaka | 13 sovohina |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sokoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|