|
|
|
|

Teny iditra 1  sovohina
Fototeny  2 sovoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tampohina: Sovohin' ny fahafatesana Raolombelona
9 Akekezina an-tsokosoko, asiana mangingina: Nosovohin' ny hatsiaka ny marary halina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04