Teny iditra | solehina (solika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (masinina, milina) Hosorana menaka: Efa ela angaha ity milina ity no nosolehina [1.1] | ||||||||
Voaisy solika [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Lubrifié [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | lesohina, solehina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |