|
|
|
|

Teny iditra 1  solika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 [Bezanozano] menaka [1.78]
16 Menaka avy amin' ny tongotr' omby
17 Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana
18 Kolikoly enti-mamitaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 oil [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 huile [1.8]
Ohatra  21  Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [2.470#21]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe solika
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 sakilo, 25 siloka, solika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21