|
|
|
|

Teny iditra 1  solehina
Fototeny  2 solika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (masinina, milina) Hosorana menaka: Efa ela angaha ity milina ity no nosolehina [1.1]
9 voaisy solika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 lubrifié [1.13]

Fivaditsoratra  11 lesohina, solehina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20