|
|
|
|

Teny iditra 1  soloky
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  17 Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
18 Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 extortion, fraud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 chantage, fraude [1.8]
Ohatra  21  Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470#135]

Fivaditsoratra  22 kolosy, soloky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20