Teny iditra | solonkofehy | |
Singan-teny | solo ; kofehy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) (solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ solon-kofehy ] Argent donné aux enterrements [1.3] | |
Tovy hevitra | kofehy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |