|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  somàka
Fototeny  2 somàka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misompirana sy mivilambilana, ka tsy mahitsy [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe somaka

Teny iditra (2/2) 9  somaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Ny saoka: Ny volon-tsomaka no atao hoe somotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 le menton [1.3]
Voambolana  13  Haiaina
Tsipelina hafa  14 saomaka
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe somaka

Fivaditsoratra  16 Kosama, 17 makôsà, somaka, somàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19