|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sombina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 une parcelle, un fragment, une miette [1.3]
Ohatra  13  Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe sombina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  sombina
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21