|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manombina
Fototeny  2 tombina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara [1.1]

Teny iditra (2/3) 9  manombina
Fototeny  10 sombina
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Maka manala ilany kely: Manombin-kena
17 Mandroritra, manintona: Ny zokiny ihany no nanombina ny sofiny [1.1]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manombina

Teny iditra (3/3) 19  manombìna
Fototeny  20 sombina
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manombina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  22 manambony, manombina, manombìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19